2 Kings 4:33 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary niditra izy ka nirindrim-baravarana tao izy roa lahy ary nivavaka tamin’NY TOMPO i Elisa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony tafiditra izy dia nirindrina aman-trano tao izy roa lahy ary nivavaka tamin’i Iaveh i Elisea.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia niditra izy ka nihidy aman-trano niaraka tamin’ny zaza ary nivavaka tamin’ny TOMPO.
Malagasy Bible 1865
Ary niditra izy, ka nirindrim-baravarana tao izy roa lahy, ary Elisa nivavaka tamin'i Jehovah.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary niditra izy ka nirindrim-baravarana tao izy roa lahy ary nivavaka tamin’NY TOMPO i Elisa.
malagasy
Ary niditra izy, ka nirindrim-baravarana tao izy roa lahy, ary Elisa nivavaka tamin'i Jehovah.