2 Kings 4:35 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Avy eo niasa dia tao an-trano izy dia niverina niampatra taminy indray; dia nievina impito ny zaza ary nihiratra ny masony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia niala teo izy sy nandehandeha eran’ny trano, izay vao niakatra indray niampatra teo ambonin’ny zaza, ka nievina impito ny zaza, dia nihiratra ny mason’ny zaza.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nitsangana i Elisà ka niasa dia eran-trano ary niverina niampatra indray teo ambonin’ny zaza. Tampoka teo anefa dia nievina impito ilay zaza ka nihiratra.
Malagasy Bible 1865
Dia niasa-dia tao an-trano izy ary niverina niampatra taminy indray; dia nievina impito ny zazalahy, ary nihiratra ny masony.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Avy eo niasa dia tao an-trano izy dia niverina niampatra taminy indray; dia nievina impito ny zaza ary nihiratra ny masony.
malagasy
Dia niasa-dia tao an-trano izy ary niverina niampatra taminy indray; dia nievina impito ny zazalahy, ary nihiratra ny masony.