2 Kings 4:36 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia niantso an’i Gehazy i Elisa ka nilaza hoe: Antsoy ilay Sonemita. Dia nantsoiny izy. Rehefa tafiditra tao aminy izy dia hoy i Elisa: Raiso ny zanakao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia niantso an’i Giezỳ i Elisea nanao hoe: «Antsoy ilay Sonamita.» Nony nantsoiny izy dia nankao amin’i Elisea, ka hoy i Elisea taminy: «Raiso ny zanakao.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nantsoin’i Elisà i Gehazỳ ka nitenenany hoe: –Ndeha antsoy ilay Sonemita! Dia laza izy niantso azy; koa nony nankao amin’i Elisà ravehivavy dia nilazany hoe: –Raiso ny zanakao.
Malagasy Bible 1865
Ary Elisa niantso an'i Gehazy ka nanao hoe: Antsoy ilay Sonemita. Dia nantsoiny izy. Ary rehefa tafiditra tao aminy izy, dia hoy Elisa: Raiso ny zanakao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia niantso an’i Gehazy i Elisa ka nilaza hoe: Antsoy ilay Sonemita. Dia nantsoiny izy. Rehefa tafiditra tao aminy izy dia hoy i Elisa: Raiso ny zanakao.
malagasy
Ary Elisa niantso an'i Gehazy ka nanao hoe: Antsoy ilay Sonemita. Dia nantsoiny izy. Ary rehefa tafiditra tao aminy izy, dia hoy Elisa: Raiso ny zanakao.