2 Kings 4:37 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia niditra Ravehivavy ka niantoraka tamin’ny tongony sady niankohoka tamin’ny tany, ary nandray ny zanany izy ka lasa nandeha.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nandroso niankohoka tamin’ny tongony ravehivavy sady nihohoka tamin’ny tany, vao nandray ny zanany sy lasa nivoaka.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nandroso ravehivavy ka niantoraka teo an-tongotry ny mpaminany sady niankohoka nitehi-tany ho fanajana azy. Noraisiny ny zanany ary lasa izy nivoaka ny efitrano.
Malagasy Bible 1865
Dia niditra ravehivavy ka niantoraka tamin'ny tongony sady niankohoka tamin'ny tany, dia nandray ny zanany izy ka lasa nivoaka.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia niditra Ravehivavy ka niantoraka tamin’ny tongony sady niankohoka tamin’ny tany, ary nandray ny zanany izy ka lasa nandeha.
malagasy
Dia niditra ravehivavy ka niantoraka tamin'ny tongony sady niankohoka tamin'ny tany, dia nandray ny zanany izy ka lasa nivoaka.