2 Kings 4:41 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa hoy i Elisa: Itondray koba. Dia narotsany tao am-bilany ny koba ka hoy izy: Andoary amin’izay ny olona hohaniny. Dia tsy nisy zavatra nampaninona intsony ny tao am-bilany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hoy i Elisea: «Itondray lafarina aho.» Ary narotsany tao am-bilany izany, dia hoy izy: «Arosoy amin’izao hohanin’ny olona.» Izay vao tsy nisy nampaninona intsony tao am-bilany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa niangavian’i Elisà kosa ny hitondrana lafarinina. Dia nandrotsaka izany tao am-bilany izy, vao niteny hoe: –Andoary amin’izay ny olona ary aoka izy hihinana! Koa nanjary fihinana indray ny tao am-bilany.
Malagasy Bible 1865
Fa hoy Elisa: Itondray koba. Dia narotsany tao am-bilany ny koba, ka hoy izy: Andoary amin'izao ny olona hohaniny. Ary dia tsy nisy zavatra nampaninona intsony tao am-bilany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa hoy i Elisa: Itondray koba. Dia narotsany tao am-bilany ny koba ka hoy izy: Andoary amin’izay ny olona hohaniny. Dia tsy nisy zavatra nampaninona intsony ny tao am-bilany.
malagasy
Fa hoy Elisa: Itondray koba. Dia narotsany tao am-bilany ny koba, ka hoy izy: Andoary amin'izao ny olona hohaniny. Ary dia tsy nisy zavatra nampaninona intsony tao am-bilany.