2 Kings 4:43 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy ny mpanompony: Hataoko ahoana no fametraka ity eo anoloan’ny zato lahy? Ary hoy indray i Elisa: Omeo ihany ny olona hohaniny; fa izao no lazain’NY TOMPO: Hihinana izy, ary mbola hisy sisa tsy lany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa hoy ny navalin’ny mpanompony: «Hatao ahoana no fandroso izany eo anatrehan’ny olona zato?» Fa hoy i Elisea: «Omeo ireo olona ireo hohaniny; fa izao no lazain’i Iaveh: Hihinana ny olona ary mbola hisy sisa tsy lany.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
fa hoy kosa ilay mpanompony: –Fomba ahoana no hamahanako olona zato amin’ireo? Ary hoy indray i Elisà: –Zarao amin’ny olona rehetra ireo hohaniny, satria izao no lazain’ny TOMPO: «Hihinana sahaza ny olona ary mbola hisy aza sisa tsy lany.»
Malagasy Bible 1865
Fa hoy kosa ny mpanompony: Hataoko ahoana no fametraka ity eo anoloan'ny zato lahy? Ary hoy indray Elisa: Omeo ihany ny olona hohaniny; fa izao no lazain'i Jehovah: Hihinana izy, ary mbola hisy sisa tsy lany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy ny mpanompony: Hataoko ahoana no fametraka ity eo anoloan’ny zato lahy? Ary hoy indray i Elisa: Omeo ihany ny olona hohaniny; fa izao no lazain’NY TOMPO: Hihinana izy, ary mbola hisy sisa tsy lany.
malagasy
Fa hoy kosa ny mpanompony: Hataoko ahoana no fametraka ity eo anoloan'ny zato lahy? Ary hoy indray Elisa: Omeo ihany ny olona hohaniny; fa izao no lazain'i Jehovah: Hihinana izy, ary mbola hisy sisa tsy lany.Dia narosony teo anoloany, ka dia nihinana izy, ary mbola nisy sisa tsy lany aza araka ny tenin'i Jehovah.