2 Kings 4:44 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia narosony teo anoloany ka nihinana izy ireo, ary mbola nisy tokoa sisa tsy lany, araka ny tenin’NY TOMPO.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia norosoana izy ireo ka nihinana, nefa mbola nisy sisa tsy lany araka ny tenin’i Iaveh.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia notsinjarain’ilay mpanompo tamin’ny olona ny mofo ka samy nihinana avokoa ny tsirairay ary mbola nisy aza sisa tsy lany araka ny voalazan’ny TOMPO.
Malagasy Bible 1865
Dia narosony teo anoloany, ka dia nihinana izy, ary mbola nisy sisa tsy lany aza araka ny tenin'i Jehovah.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia narosony teo anoloany ka nihinana izy ireo, ary mbola nisy tokoa sisa tsy lany, araka ny tenin’NY TOMPO.
malagasy
Dia narosony teo anoloany, ka dia nihinana izy, ary mbola nisy sisa tsy lany aza araka ny tenin'i Jehovah.