2 Kings 4:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nony feno ny vilany dia hoy izy tamin’ny zanany: Itondray vilany iray koa aho. Fa hoy kosa ireo taminy: Tsy misy vilany intsony. Dia tapitra ny diloilo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Rehefa feno ny tavoara dia hoy izy tamin-janany: «Mbola itondray tavoara aho.» Fa hoy ny navalin’ny zanany: «Tsy misy tavoara intsony.» Dia nitsahatra ny diloilo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rehefa elaela, dia hoy ravehivavy tamin’ny zanany anankiray: –Mbola itondray tavoara hafa koa aho. Kanjo feno avokoa ireo tavoara teo, ka hoy izy hoe: –Tsy misy intsony! Dia tankina teo koa ny ilomanitra.
Malagasy Bible 1865
Ary nony feno ny vilany, dia hoy izy tamin'ny zanany: Itondray vilany iray koa aho. Fa hoy kosa ireo taminy: Tsy misy vilany intsony. Ary dia nitsahatra ny diloilo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nony feno ny vilany dia hoy izy tamin’ny zanany: Itondray vilany iray koa aho. Fa hoy kosa ireo taminy: Tsy misy vilany intsony. Dia tapitra ny diloilo.
malagasy
Ary nony feno ny vilany, dia hoy izy tamin'ny zanany: Itondray vilany iray koa aho. Fa hoy kosa ireo taminy: Tsy misy vilany intsony. Ary dia nitsahatra ny diloilo.