2 Kings 4:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hoy Ravehivavy tamin’ny vadiny: Indro, fantatro fa olona masina sady lehilahin’Andriamanitra ilay lehilahy mpandalo eto amintsika mandrakariva iny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary hoy ravehivavy tamin’ny lahy: «Indro fantatro fa olo-masin’Andriamanitra iny mpandalo eto amintsika matetika iny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary hoy izany vehivavy izany tamin’ny vadiny: –Fantatro fa tena mpaminany masin’Andriamanitra iny lehilahy mpankàto amintsika matetika iny.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy ravehivavy tamin'ny lahy; Indro, fantatro fa masina sady lehilahin'Andriamanitra ilay mpandalo eto amintsika mandrakariva.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hoy Ravehivavy tamin’ny vadiny: Indro, fantatro fa olona masina sady lehilahin’Andriamanitra ilay lehilahy mpandalo eto amintsika mandrakariva iny.
malagasy
Ary hoy ravehivavy tamin'ny lahy; Indro, fantatro fa masina sady lehilahin'Andriamanitra ilay mpandalo eto amintsika mandrakariva.