2 Kings 5:10 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nandefa iraka tany aminy i Elisa hilaza hoe: Mandehana, mandroa impito ao Jordana, dia hody aminao indray ny nofonao ka hadio ianao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Olona no nirahin’i Elisea hilaza aminy hoe: «Mandehana mandro impito ao Jordany, fa hody aminao indray ny nofonao, ka hadio ianao.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary i Elisà naniraka olona hankany aminy hilaza hoe: –Mandehana mandro impito ao Jôrdàna, fa hiverina amin’ny toetrany taloha indray ny hoditrao, ka hadio ianao.
Malagasy Bible 1865
Ary Elisa naniraka olona tany aminy hilaza hoe: Mandehana, mandroa impito ao Jordana, dia hody aminao indray ny nofonao, ka hadio ianao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nandefa iraka tany aminy i Elisa hilaza hoe: Mandehana, mandroa impito ao Jordana, dia hody aminao indray ny nofonao ka hadio ianao.
malagasy
Ary Elisa naniraka olona tany aminy hilaza hoe: Mandehana, mandroa impito ao Jordana, dia hody aminao indray ny nofonao, ka hadio ianao.