2 Kings 5:13 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nanatona ny mpanompony ka niteny taminy hoe: Ry Ikaky ô! Na dia zavatra lehibe aza no nasain’ny mpaminany ho nataonao, moa tsy mba ho nataonao va izany? Koa mainka va, raha hoy izy aminao: Mandroa dia hadio ianao?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa nanatona kosa ireo mpanompony, ka niteny taminy nanao hoe: «Ry ikaky ô, na zava-tsarotra aza no nasain’ny mpaminany nataonao moa tsy ho nataonao ihany va? Ka mainka fa izao fotsiny no nataony taminao: Mandroa dia hadio ianao!»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa nanatona azy ny mpanompony ka nanao taminy hoe: –Ry ikaky ô, raha toa ka zavatra sarotra no nampanaovin’ny mpaminany anao, moa va tsy ho nataonao izany? Koa nahoana no tsy hataonao izay lazainy aminao hoe: «Mandroa, dia hadio ianao?»
Malagasy Bible 1865
Dia nanatona ny mpanompony ka niteny taminy hoe: Ry ikaky ô, na dia zavatra lehibe aza no nasain'ny mpaminany ho nataonao, moa tsy mba ho nataonao va izany? koa mainka va, raha hoy izy aminao: Mandroa, dia hadio ianao?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nanatona ny mpanompony ka niteny taminy hoe: Ry Ikaky ô! Na dia zavatra lehibe aza no nasain’ny mpaminany ho nataonao, moa tsy mba ho nataonao va izany? Koa mainka va, raha hoy izy aminao: Mandroa dia hadio ianao?
malagasy