2 Kings 5:14 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nidina izy ka nisitrika tao Jordana impito araka ny tenin’ny lehilahin’Andriamanitra; ary ny nofony dia tonga tahaka ny nofon-jazakely indray ka nadio izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nidina izy ka nisitrika impito tao Jordany araka ny tenin’ny olon’Andriamanitra ary tonga toy ny nofon-jazakely indray ny nofony, ka nadio izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nidina i Nahamàna ka nisitrika impito tao Jôrdàna araka ny tenin’ilay olon’Andriamanitra; ary ny hodiny dia tonga tahaka ny hodi-jazakely indray, ka nadio izy.
Malagasy Bible 1865
Dia nidina izy ka nisitrika tao Jordana impito araka ny tenin'ny lehilahin'Andriamanitra: ary ny nofony dia tonga tahaka ny nofon-jazakely indray, ka nadio izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nidina izy ka nisitrika tao Jordana impito araka ny tenin’ny lehilahin’Andriamanitra; ary ny nofony dia tonga tahaka ny nofon-jazakely indray ka nadio izy.
malagasy
Dia nidina izy ka nisitrika tao Jordana impito araka ny tenin'ny lehilahin'Andriamanitra: ary ny nofony dia tonga tahaka ny nofon-jazakely indray, ka nadio izy.