2 Kings 5:16 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy anefa izy: Raha velona koa NY TOMPO izay tompoiko dia tsy handray mihitsy aho. Ary nanery azy handray izy nefa tsy nety i Elisa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa hoy i Elisea: «Velona i Iaveh izay itoerako eo anatrehany, ka dia tsy handray mihitsy aho.» Mbola nanery azy handray ihany i Naamàna, nefa tsy nety izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa hoy ny navalin’i Elisà: –Velona ny TOMPO izay tompoiko, ka manizingizina aminao aho fa tsy handray izany. Nitambezo azy handray ihany i Nahamàna, saingy nanda hatrany kosa i Elisà,
Malagasy Bible 1865
Fa hoy izy: Raha velona koa Jehovah, Izay itsanganako eo anatrehany, tsy handray mihitsy aho. Ary nanery azy handray izy; fa tsy nety Elisa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy anefa izy: Raha velona koa NY TOMPO izay tompoiko dia tsy handray mihitsy aho. Ary nanery azy handray izy nefa tsy nety i Elisa.
malagasy
Fa hoy izy: Raha velona koa Jehovah, Izay itsanganako eo anatrehany, tsy handray mihitsy aho. Ary nanery azy handray izy; fa tsy nety Elisa.