2 Kings 5:19 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy i Elisa taminy: Mandehana soa amantsara. Dia nisaraka taminy izy ary nandeha lavidavitra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hoy i Elisea taminy: «Mandehana amim-piadanana!» Dia nilaozan’i Naamàna izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary hoy i Elisà taminy: –Mandehana ombàm-piadanana. Ary lasa nandeha i Nahamàna. Raha mbola tsy lasa lavitra akory i Nahamàna,
Malagasy Bible 1865
Ary hoy izy taminy: Mandehana soa aman-tsara. Ary dia niala taminy izy ka lasa lavidavitra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy i Elisa taminy: Mandehana soa amantsara. Dia nisaraka taminy izy ary nandeha lavidavitra.
malagasy
Ary hoy izy taminy: Mandehana soa aman-tsara. Ary dia niala taminy izy ka lasa lavidavitra.[Heb. kiba iray anaram-pandrefesana tokony ho maily iray]