2 Kings 5:20 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hoy i Gehazy, zatovon’i Elisa, lehilahin’Andriamanitra: Indro, ny tompoko dia namela fotsiny ity Namàna arameana ity ka tsy nandray izay zavatra noentiny akory; fa raha velona koa NY TOMPO dia hihazakazaka hanaraka azy aho ka handray zavatra avy aminy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Vao lasa kelikely izy, dia hoy kosa i Giezi mpanompon’i Elisea olon’Andriamanitra anakampony: «Mitsimbina an’i Naamàna Sirianina ny tompoko, ka tsy nandray avy amin’ny tanany ny zavatra nentiny. Velona i Iaveh! fa hihazakazaka hanaraka azy aho, ka hahazo zavatra aminy.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
dia niteny anakampo i Gehazỳ mpanompon’i Elisà hoe: «Nalefan’ny tompoko tamin’izao fotsiny lahy i Nahamàna ilay Sirianina fa tsy nakany na inona na inona tamin’ny zavatra nentiny. Velona ny TOMPO, ka milokaloka aho fa tsy maintsy hotratrariko iny hahazoako zavatra.»
Malagasy Bible 1865
Fa hoy Gehazy, zatovon'i Elisa, lehilahin'Andriamanitra: Indro, ny tompoko namela fotsiny ity Namàna Syriana ity ka tsy nandray tamin'ny tànany izay zavatra nentiny, fa raha velona koa Jehovah, dia hihazakazaka hanaraka azy aho ka handray zavatra aminy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hoy i Gehazy, zatovon’i Elisa, lehilahin’Andriamanitra: Indro, ny tompoko dia namela fotsiny ity Namàna arameana ity ka tsy nandray izay zavatra noentiny akory; fa raha velona koa NY TOMPO dia hihazakazaka hanaraka azy aho ka handray zavatra avy aminy.
malagasy
Fa hoy Gehazy, zatovon'i Elisa, lehilahin'Andriamanitra: Indro, ny tompoko namela fotsiny ity Namàna Syriana ity ka tsy nandray tamin'ny tànany izay zavatra nentiny, fa raha velona koa Jehovah, dia hihazakazaka hanaraka azy aho ka handray zavatra aminy.[Heb. Aramiana]