2 Kings 5:24 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nony tonga teo Ofela izy dia nalainy izany ka napetrany tao an-trano; dia nampandehaniny ireo zatovo roalahy ka nisaraka taminy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony tonga tao amin’ny havoana, nalain’i Giezi teny an-tanan’ireo izany, napetrany tao an-trano, dia nandefa ireo olona ireo izy ka lasa ireo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rehefa tonga teo amin’ny toerana atao hoe Hôfela izy, dia nalain’i Gehazỳ ny kitapo sy ny akanjo ka napetrany tao an-tranony; ary nasainy niverina ireo mpanompon’i Nahamàna, ka lasa.
Malagasy Bible 1865
Fa nony tonga tao amin'ny havoana izy, dia nalainy teny an-tànany izany ka napetrany tao an-trano; dia nampandehaniny ireo, ka dia lasa izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nony tonga teo Ofela izy dia nalainy izany ka napetrany tao an-trano; dia nampandehaniny ireo zatovo roalahy ka nisaraka taminy.
malagasy
Fa nony tonga tao amin'ny havoana izy, dia nalainy teny an-tànany izany ka napetrany tao an-trano; dia nampandehaniny ireo, ka dia lasa izy.