2 Kings 5:25 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa lasa kosa i Gehazy ka nitsangana teo anatrehan’ny tompony. Ary hoy i Elisa taminy: Avy taiza ianao, ry Gehazy? Dia hoy izy: Tsy avy taiza na taiza ny mpanomponao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia lasa niseho teo anatrehan’ny tompony izy, ka hoy i Elisea taminy; «Avy taiza ity ianao, ry Giezi?» Dia hoy izy namaly hoe: «Tsy taiza tsy taiza ny mpanomponao.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nony tafaverina teo anatrehan’ny tompony kosa i Gehazỳ, dia nanontanian’i Elisà hoe: –Avy taiza ianao, ry Gehazỳ? Ka hoy ny navaliny: –Tsy avy taiza tsy avy taiza aho, tompoko.
Malagasy Bible 1865
Fa Gehazy kosa niditra ka nitsangana teo anatrehan'ny tompony. Ary hoy Elisa taminy: Avy taiza ianao, ry Gehazy? Dia hoy izy: Tsy avy taiza tsy avy taiza ny mpanomponao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa lasa kosa i Gehazy ka nitsangana teo anatrehan’ny tompony. Ary hoy i Elisa taminy: Avy taiza ianao, ry Gehazy? Dia hoy izy: Tsy avy taiza na taiza ny mpanomponao.
malagasy
Fa Gehazy kosa niditra ka nitsangana teo anatrehan'ny tompony. Ary hoy Elisa taminy: Avy taiza ianao, ry Gehazy? Dia hoy izy: Tsy avy taiza tsy avy taiza ny mpanomponao.