2 Kings 5:27 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa ny habokan’i Namàna dia hiraikitra aminao sy ny taranakao mandrakizay! Ary niala teo anatrehany i Gehazy ka indro, boka ka fotsy toa ny orampanala izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa hiraikitra aminao sy ny taranakao mandrakizay ny habokan’i Naamàna!» Dia niala teo anatrehan’i Elisea i Giezi ka fotsy hoatry ny oram-panala izy azon’ny habokana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
satria ny aretin-koditr ’i Nahamàna dia hiraikitra aminao sy ny taranakao hatrany hatrany. Rehefa niala teo anatrehan’i Elisà i Gehazỳ, dia indro fa niempaka fotsy toa oram-panala ny hodiny.
Malagasy Bible 1865
Koa ny habokan'i Namàna dia hiraikitra aminao sy ny taranakao mandrakizay. Ary niala teo anatrehany izy ka, indro, boka fotsy toy ny oram-panala.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa ny habokan’i Namàna dia hiraikitra aminao sy ny taranakao mandrakizay! Ary niala teo anatrehany i Gehazy ka indro, boka ka fotsy toa ny orampanala izy.
malagasy
Koa ny habokan'i Namàna dia hiraikitra aminao sy ny taranakao mandrakizay. Ary niala teo anatrehany izy ka, indro, boka fotsy toy ny oram-panala.