2 Kings 5:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy io tamin’ny tompovaviny: Enga anie ka mba ho ao amin’ny mpaminany izay any Samaria ny tompoko! Fa hanafaka azy amin’ny habokany izy!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary hoy io tamin’ny tompovaviny: «Raha mba any amin’ilay mpaminany any Samaria mantsy ny tompoko lahy, dia hositranin’ny mpaminany amin’ny habokany tokoa!»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary hoy io tamin’ny tompovaviny: –Raha mba afaka mankany amin’ny mpaminany any Samaria manko ny tompoko, dia hositraniny amin’izao aretin-koditra izao.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy io tamin'ny tompovaviny: Enga anie ka mba ao amin'ny mpaminany izay any Samaria ny tompoko! dia hahasitrana azy amin'ny habokany izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy io tamin’ny tompovaviny: Enga anie ka mba ho ao amin’ny mpaminany izay any Samaria ny tompoko! Fa hanafaka azy amin’ny habokany izy!
malagasy
Ary hoy io tamin'ny tompovaviny: Enga anie ka mba ao amin'ny mpaminany izay any Samaria ny tompoko! dia hahasitrana azy amin'ny habokany izy.