2 Kings 5:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary niditra i Namàna ka nilaza tamin’ny tompony hoe: Izany ka izany no nolazain’ilay zazavavy izay avy tany amin’ny tanin’ny Israely.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka lasa i Naamàna nilaza izany tamin’ny tompony, nanao hoe: «Izao sy izao avy no nolazain’ilay zazavavy kely, avy amin’ny tanin’i Israely.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia lasa i Namahàna nilaza tamin’ny mpanjaka ny zavatra nambaran’ilay zazavavikely israelita taminy.
Malagasy Bible 1865
Ary niditra Namana ka nilaza tamin'ny tompony hoe: Izany ka izany no nolazain'ilay zazavavy izay avy tany amin'ny tanin'ny Isiraely.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary niditra i Namàna ka nilaza tamin’ny tompony hoe: Izany ka izany no nolazain’ilay zazavavy izay avy tany amin’ny tanin’ny Israely.
malagasy
Ary niditra Namana ka nilaza tamin'ny tompony hoe: Izany ka izany no nolazain'ilay zazavavy izay avy tany amin'ny tanin'ny Isiraely.