2 Kings 5:9 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nandeha i Namàna nitondra ny soavaliny sy ny kalesiny ka nijanona teo am-baravaran’ny tranon’i Elisa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nandeha i Naamàna mbamin’ny soavaly aman-kalesiny, ka nijanona teo am-baravaran’ny tranon’i Elisea.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia tonga àry i Nahamàna niaraka tamin’ny kalesy aman-tsoavaliny ka niandry teo anoloan’ny varavaran’ny tranon’i Elisà.
Malagasy Bible 1865
Ary dia nandeha Namàna nitondra ny soavaliny sy ny kalesiny ka nijanona teo am-baravaran'ny tranon'i Elisa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nandeha i Namàna nitondra ny soavaliny sy ny kalesiny ka nijanona teo am-baravaran’ny tranon’i Elisa.
malagasy
Ary dia nandeha Namàna nitondra ny soavaliny sy ny kalesiny ka nijanona teo am-baravaran'ny tranon'i Elisa.