2 Kings 6:1 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy ireo zanaky ny mpaminany tamin’i Elisa: Indro, tsy omby anay ny toerana izay itoeranay eto aminao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary hoy ny zanaky ny mpaminany tamin’i Elisea: «Ety loatra ho anay ny toerana hipetrahanay eto anatrehanao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Indray andro, dia hoy ny andia- mpaminany tamin’i Elisà tompony: –Indro efa tena èty ho antsika ny toeram-pivoriana iarahanay aminao.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy ireo zanaky ny mpaminany tamin'i Elisa: Indro, tsy omby anay ny toerana izay itoeranay eto aminao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy ireo zanaky ny mpaminany* tamin’i Elisa: Indro, tsy omby anay ny toerana izay itoeranay eto aminao.
malagasy
[Ny nampitsinkafonan'i Elisa ilay lela-famaky latsaka tany anaty rano] Ary hoy ireo zanaky ny mpaminany tamin'i Elisa: Indro, tsy omby anay ny toerana izay itoeranay eto aminao.