2 Kings 6:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ny mpanjakan’ny Israely nandefa iraka tany amin’izay nolazain’ny lehilahin’Andriamanitra taminy; nampitandrina azy izy ka nametraka mpiambina tany; tsy indray mandeha ihany na indroa akory aza no nitrangan’izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia naniraka olona ho any amin’ny toerana voalaza sy natoron’ny olon’Andriamanitra ny mpanjakan’i Israely, ka niambina tsara teny, tsy indray mandeha na indroa ihany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary nandefa miaramila hiambina ny toerana voatondron’ilay olon’Andriamanitra ny mpanjakan’i Israely. Imbetsaka i Elisà no mampitandrina ny mpanjakan’i Israely, koa dia mailo aoka izany izy.
Malagasy Bible 1865
Ary ny mpanjakan'ny Isiraely naniraka tany amin'izay nolazain'ny lehilahin'Andriamanitra taminy sy nananarany azy, ka nampiambina tany tsy indray mandeha, na indroa aza.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)

malagasy
Ary ny mpanjakan'ny Isiraely naniraka tany amin'izay nolazain'ny lehilahin'Andriamanitra taminy sy nananarany azy, ka nampiambina tany tsy indray mandeha, na indroa aza.