2 Kings 6:12 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hoy ny mpanompony iray: Tsy misy, ry mpanjaka tompoko! Fa i Elisa mpaminany ao amin’ny Israely ihany no milaza amin’ny mpanjakan’ny Israely na dia izay teny lazainao ao amin’ny efitrano fandrianao aza.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa namaly kosa ny iray tamin’ireo mpanompony nanao hoe: «Tsy iza tsy iza, ry mpanjaka tompoko ô, fa i Elisea mpaminany ao amin’i Israely ihany, no milaza amin’ny mpanjakan’i Israely, na dia izay teny lazainao ao an’efitrano fandrianao aza.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hoy navalin’ny manamboninahitra iray azy: –Tsy misy izany mpamadika izany aminay, ry andriamanjaka! Fa i Elisà mpaminany ao amin’i Israely ihany no manambara amin’ny mpanjakany na dia izay teny lazainao ao an’efitrano fandrianao aza.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy ny mpanompony anankiray: Tsy misy, ry mpanjaka tompoko; fa Elisa mpaminany ao amin'ny Isiraely ihany no milaza amin'ny mpanjakan'ny Isiraely na dia izay teny lazainao ao amin'ny trano fandrianao aza.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hoy ny mpanompony iray: Tsy misy, ry mpanjaka tompoko! Fa i Elisa mpaminany ao amin’ny Israely ihany no milaza amin’ny mpanjakan’ny Israely na dia izay teny lazainao ao amin’ny efitrano fandrianao aza.
malagasy