2 Kings 6:13 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hoy ny mpanjaka: Andeha, zahao izay itoerany mba handefasako iraka hisambotra azy. Dia nolazaina taminy hoe: Indro, any Dotana izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka hoy ny mpanjaka: «Mandehana zahao izay itoerany, hanirahako hisambotra azy.» Dia nisy nilaza taminy hoe: «Indro izy, any Dôtàna.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary hoy ny mpanjakan’i Siria: –Andeha tadiavo izay toerana misy azy mba hahazoako misambotra azy. Rehefa nilazana ny mpanjaka fa ao Dôtàna i Elisà,
Malagasy Bible 1865
Ary hoy ny mpanjaka: Andeha, izahao izay itoerany mba hanirahako hisambotra azy. Ary nolazaina taminy hoe: Indro, ao Dotana izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hoy ny mpanjaka: Andeha, zahao izay itoerany mba handefasako iraka hisambotra azy. Dia nolazaina taminy hoe: Indro, any Dotana izy.
malagasy
Ary hoy ny mpanjaka: Andeha, izahao izay itoerany mba hanirahako hisambotra azy. Ary nolazaina taminy hoe: Indro, ao Dotana izy.