2 Kings 6:14 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nampandeha soavaly sy kalesy fitondra miady ary miaramila maro ho any izy; tonga alina ireo ary nanodidina ny tanàna.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa nandefa soavaly aman-kalesy ary miaramila betsaka, antokony iray, ho any izy; dia tonga alina tany ireo, ka notemerany ny tanàna.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
dia nandefa antoko-miaramila matanjaka miaraka amin’ny soavaly sy kalesy izy; ka tonga alina ireo miaramila ary nanao fahirano ny tanàna.
Malagasy Bible 1865
Ary dia nampandeha soavaly sy kalesy ary miaramila be ho any izy; ka tonga alina ireo ary nanodidina ny tanàna.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nampandeha soavaly sy kalesy fitondra miady ary miaramila maro ho any izy; tonga alina ireo ary nanodidina ny tanàna.
malagasy
Ary dia nampandeha soavaly sy kalesy ary miaramila be ho any izy; ka tonga alina ireo ary nanodidina ny tanàna.