2 Kings 6:16 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy i Elisa: Aza matahotra, fa ny momba antsika dia maro noho ny momba azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa hoy ny navaliny: «Aza matahotra na inona na inona, fa be noho ny momba azy ny momba antsika.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa novaliany hoe: –Aza matahotra fa be lavitra noho ny mpomba azy ny mpomba antsika.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Elisa: Aza matahotra; fa ny momba antsika dia be noho ny momba azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy i Elisa: Aza matahotra, fa ny momba antsika dia maro noho ny momba azy.
malagasy
Ary hoy Elisa: Aza matahotra; fa ny momba antsika dia be noho ny momba azy.