2 Kings 6:18 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nidina nankeny amin’i Elisa ireo. Ary i Elisa dia nivavaka tamin’NY TOMPO hoe: Mifona aminao aho, ataovy jamba ireto olona ireto! Dia nataony jamba ireo araka ny tenin’i Elisa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony nirotsaka ho eo amin’ity olon’Andriamanitra ny Sirianina, nivavaka tamin’i Iaveh kosa i Elisea nanao hoe: «Raha sitrakao, asio fahajambana io firenena io.» Dia nasian’i Iaveh fanjambana ireo, araka ny tenin’i Elisea.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa raha nidinan’ny miaramila sirianina i Elisà, dia nivavaka indray ka nanao hoe: –Tompo ô, mba tampeno ny mason’ireo miaramila rehetra ireo. Dia nohajambain’ny TOMPO araka ny tenin’i Elisà ny masony;
Malagasy Bible 1865
Dia nidina nankany aminy ireo, ary Elisa nivavaka tamin'i Jehovah ka nanao hoe: Mifona aminao aho, ataovy manjambena ireto olona ireto. Ary dia nataony manjambena ireo araka ny tenin'i Elisa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nidina nankeny amin’i Elisa ireo. Ary i Elisa dia nivavaka tamin’NY TOMPO hoe: Mifona aminao aho, ataovy jamba ireto olona ireto! Dia nataony jamba ireo araka ny tenin’i Elisa.
malagasy
Dia nidina nankany aminy ireo, ary Elisa nivavaka tamin'i Jehovah ka nanao hoe: Mifona aminao aho, ataovy manjambena ireto olona ireto. Ary dia nataony manjambena ireo araka ny tenin'i Elisa.