2 Kings 6:19 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hoy i Elisa tamin’ireo: Tsy ity no lalana, ary tsy ity no tanàna! Fa manaraha ahy ianareo dia hitondra anareo ho any amin’ny lehilahy tadiavinareo aho! Dia noentiny nankany Samaria ireo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka hoy i Elisea taminy: «Tsy ity no lalana, ary tsy ity no tanàna, fa izaho arahina, dia hitarika anareo ho any amin’ny lehilahy tadiavinareo.» Ary tany Samaria no nitarihany azy ireo,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ary hoy i Elisà tamin’ny miaramila: –Tsy ity no lalana; ary tsy ity koa ny tanàna; fa manaraha ahy ianareo, dia hoentiko any amin’ny olona tadiavinareo ianareo. Kanjo nentin’i Elisà nankany Samaria ireo.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Elisa taminy: Tsy ity no lalana, ary tsy ity no tanàna; fa manaraha ahy ianareo, dia hitondra anareo ho any amin'ny lehilahy tadiavinareo aho. Dia nentiny nankany Samaria ireo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hoy i Elisa tamin’ireo: Tsy ity no lalana, ary tsy ity no tanàna! Fa manaraha ahy ianareo dia hitondra anareo ho any amin’ny lehilahy tadiavinareo aho! Dia noentiny nankany Samaria ireo.
malagasy
Ary hoy Elisa taminy: Tsy ity no lalana, ary tsy ity no tanàna; fa manaraha ahy ianareo, dia hitondra anareo ho any amin'ny lehilahy tadiavinareo aho. Dia nentiny nankany Samaria ireo.