2 Kings 6:2 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Miangavy anao izahay, aoka izahay hankany Jordana ka samy haka hazo iray avy any, dia hanao trano ho anay any mba hitoeranay. Ary hoy i Elisa: Mandehana ary!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka aoka hankany Jordany izahay dia haka sakamandimby iray avy, hanaovanay trano hitoeranay any.» Dia hoy ny navaliny: «Mandehana àry.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa mba avelao izahay ho any amoron’i Jôrdàna, samy haka hazo iray avy hanaovanay toeram-pivoriana vaovao any. Dia hoy i Elisà: –Mandehana àry.
Malagasy Bible 1865
Masìna ianao, aoka hankany Jordana izahay, ka samy haka hazo iray avy any, dia hanao trano ho anay any mba hitoeranay. Ary hoy izy: mandehana ary ianareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Miangavy anao izahay, aoka izahay hankany Jordana ka samy haka hazo iray avy any, dia hanao trano ho anay any mba hitoeranay. Ary hoy i Elisa: Mandehana ary!
malagasy
Masìna ianao, aoka hankany Jordana izahay, ka samy haka hazo iray avy any, dia hanao trano ho anay any mba hitoeranay. Ary hoy izy: mandehana ary ianareo.