2 Kings 6:21 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nony nahita azy ireo ny mpanjakan’ny Israely dia niteny tamin’i Elisa hoe: Ry Ikaky ô, hovonoiko va izy ireo? Hovonoiko va izy ireo?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony nahita azy ireo kosa ny mpanjakan’i Israely, dia nilaza tamin’i Elisea hoe: «Hasiako amin’izao ve, hasiako amin’izao ve, ry ikaky ô?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nony nahita ireo miaramila rehetra ireo ny mpanjakan’i Israely, dia niteny tamin’i Elisà hoe: –Ry ikaky, hasiako ho faty ve ireo?
Malagasy Bible 1865
Ary nony nahita azy ny mpanjakan'ny Isiraely, dia hoy izy tamin'i Elisa: Ry ikaky ô, hasiako va izy? Hasiako va izy?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nony nahita azy ireo ny mpanjakan’ny Israely dia niteny tamin’i Elisa hoe: Ry Ikaky ô, hovonoiko va izy ireo? Hovonoiko va izy ireo?
malagasy
Ary nony nahita azy ny mpanjakan'ny Isiraely, dia hoy izy tamin'i Elisa: Ry ikaky ô, hasiako va izy? Hasiako va izy?