2 Kings 6:24 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nony afaka izany dia namory ny miaramilany rehetra i Beny-Hadada, mpanjakan’i Arama, dia niakatra ary nanao fahirano an’i Samaria.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Taorian’izany, novorin’i Benhadada mpanjakan’i Siria ny tafiny rehetra, dia niakatra nanao fahirano an’i Samaria izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Taorian’izany dia novorin’i Bena-Hadada mpanjakan’i Siria ny tafiny manontolo mba handeha hanao fahirano an’i Samaria.
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa afaka izany, Beni-hadada, mpanjakan'i Syria, namory ny miaramilany rehetra, dia niakatra ka nanao fahirano an'i Samaria.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nony afaka izany dia namory ny miaramilany rehetra i Beny-Hadada, mpanjakan’i Arama, dia niakatra ary nanao fahirano an’i Samaria.
malagasy
[Ny nataon'i Elisa tamin'ny nisian'ny mosary mafy tany Samaria] Ary rehefa afaka izany, Beni-hadada, mpanjakan'i Syria, namory ny miaramilany rehetra, dia niakatra ka nanao fahirano an'i Samaria.