2 Kings 6:26 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary raha nandalo teny ambonin’ny manda ny mpanjakan’ny Israely dia nisy vehivavy iray nitaraina taminy hoe: Vonjeo aho, ry mpanjaka tompoko ô!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony nandalo teny ambonin’ny manda kosa ny mpanjakan’i Israely, dia nisy vehivavy anankiray nitaraina taminy hoe: «Vonjeo aho, ry mpanjaka tompoko ô!»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Indray andro raha nandehandeha teo ambonin’ny manda ny mpanjakan’i Israely, dia nisy vehivavy iray niantsoantso nitaraina taminy hoe: –Mba vonjeo aho, ry andriamanjaka ô!
Malagasy Bible 1865
Ary raha nitsangantsangana teny ambonin'ny manda ny mpanjakan'ny Isiraely, dia nisy vehivavy nitaraina taminy hoe: Vonjeo aho, ry mpanjaka tompoko.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary raha nandalo teny ambonin’ny manda ny mpanjakan’ny Israely dia nisy vehivavy iray nitaraina taminy hoe: Vonjeo aho, ry mpanjaka tompoko ô!
malagasy
Ary raha nitsangantsangana teny ambonin'ny manda ny mpanjakan'ny Isiraely, dia nisy vehivavy nitaraina taminy hoe: Vonjeo aho, ry mpanjaka tompoko.