2 Kings 6:27 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy ny mpanjaka: Raha tsy vonjen’NY TOMPO ianao, avy aiza no hamonjeko anao? Avy amin’ny famoloana va, sa avy amin’ny famiazam-boaloboka?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hoy izy: «Raha i Iaveh tsy mamonjy anao, amin’inona no azoko amonjena anao? Amin’ny vokatry ny famoloana sa amin’ny famiazam-boaloboka?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa hoy ny navalin’ny mpanjaka: –Raha tsy mamonjy anao ny TOMPO, ahoana kosa no hamonjeko anao? Fa tsy misy intsony tahirim-bary na tahirin-divay.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy ny mpanjaka: Raha tsy vonjen'i Jehovah ianao, aiza no hamonjeko anao? Amin'ny famoloana va, sa amin'ny famiazam-boaloboka?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy ny mpanjaka: Raha tsy vonjen’NY TOMPO ianao, avy aiza no hamonjeko anao? Avy amin’ny famoloana va, sa avy amin’ny famiazam-boaloboka?
malagasy
Ary hoy ny mpanjaka: Raha tsy vonjen'i Jehovah ianao, aiza no hamonjeko anao? Amin'ny famoloana va, sa amin'ny famiazam-boaloboka?