2 Kings 6:28 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy koa ny mpanjaka taminy: Inona ary no alahelonao? Namaly Ravehivavy hoe: Hoy ity vehivavy ity tamiko: Aiza ny zanakao hohanintsika anio, ary ny zanako kosa hohanintsika rahampitso!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hoy koa ny mpanjaka taminy: «Maninona ianao?» Dia hoy ilay vehivavy: «Ravehivavy ity no nanao tamiko hoe: Aiza ny zanakao hohanintsika anio, fa ny ahy kosa hohanintsika rahampitso.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Kanefa avy eo ny mpanjaka dia niteny taminy hoe: –Inona no manahirana anao? Ary novalian-dravehivavy hoe: –Hoy io vehivavy io tamiko: «Aiza ny zanakao hohanintsika amin’ity andro ity, fa rahampitso dia ny ahy indray no hohanintsika.»
Malagasy Bible 1865
Ary hoy koa ny mpanjaka taminy: Inona ary no alahelonao? Ary ravehivavy namaly hoe: Hoy ity vehivavy ity tamiko: Aiza ny zanakao hohanintsika anio, ary ny zanako kosa hohanintsika rahampitso.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy koa ny mpanjaka taminy: Inona ary no alahelonao? Namaly Ravehivavy hoe: Hoy ity vehivavy ity tamiko: Aiza ny zanakao hohanintsika anio, ary ny zanako kosa hohanintsika rahampitso!
malagasy
Ary hoy koa ny mpanjaka taminy: Inona ary no alahelonao? Ary ravehivavy namaly hoe: Hoy ity vehivavy ity tamiko: Aiza ny zanakao hohanintsika anio, ary ny zanako kosa hohanintsika rahampitso.