2 Kings 6:29 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa nahandroinay ny zanako ka nohaninay; ary nony ampitso dia hoy aho taminy: Aiza kosa ny zanakao mba hohanintsika! Kanjo nafeniny ny zanany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary efa nandrahoinay sy nohaninay ny zanako. Nony ampitso anefa nilazako izy nataoko hoe: Aiza ny zanakao hohanintsika? Kanjo efa nafeniny ny zanany!»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nahandroinay ny zanako ka nohaninay; kanjo nony ampitso, rehefa nilazako kosa izy mba hitondra ny zanany hohaninay, dia nafeniny ny azy.
Malagasy Bible 1865
Ka dia nandrahoinay ny zanako ka nohaninay; ary nony ampitso, dia hoy izaho taminy: Aiza kosa ny zanakao mba hohanintsika? kanjo nafeniny ny zanany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa nahandroinay ny zanako ka nohaninay; ary nony ampitso dia hoy aho taminy: Aiza kosa ny zanakao mba hohanintsika! Kanjo nafeniny ny zanany.
malagasy
Ka dia nandrahoinay ny zanako ka nohaninay; ary nony ampitso, dia hoy izaho taminy: Aiza kosa ny zanakao mba hohanintsika? kanjo nafeniny ny zanany.