2 Kings 6:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa hoy ny iray: Miangavy anao aho, aoka mba hiaraka amin’ny mpanomponao ho any koa ianao! Dia namaly izy hoe: Eny ary, handeha aho!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa hoy kosa ny anankiray tamin’izy ireo: «Aoka mba hiaraka amin’ny mpanomponao koa ianao.» Ary namaly izy hoe: «Handeha aho»; ka dia lasa niaraka taminy izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa hoy ny mpaminany iray: –Maninona raha mba miaraka aminay any koa ianao, tompoko? Dia novalian’i Elisà hoe: –Eny, fa handeha aho.
Malagasy Bible 1865
Fa hoy ny anankiray: Masìna ianao, aoka mba hiaraka amin'ny mpanomponao ho any koa ianao. Ary izy namaly hoe: Handeha ihany aho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa hoy ny iray: Miangavy anao aho, aoka mba hiaraka amin’ny mpanomponao ho any koa ianao! Dia namaly izy hoe: Eny ary, handeha aho!
malagasy
Fa hoy ny anankiray: Masìna ianao, aoka mba hiaraka amin'ny mpanomponao ho any koa ianao. Ary izy namaly hoe: Handeha ihany aho.