2 Kings 6:31 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy izy: Hataon’Andriamanitra amiko anie izany, eny, mihoatra noho izany aza, raha tsy hotapahina anio ny lohan’i Elisa, zanak’i Safata!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary hoy ny mpanjaka: «Hataon’i Iaveh amin’izay ngidiny indrindra anie aho, raha tafajanona eo amin’ny tenany ihany anio ny lohan’i Elisea zanak’i Safata.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hoy izy: –Hampiharin’Andriamanitra amiko anie ny famaizana mafy indrindra, raha tàhiny tsy voatapaka anio ny lohan’i Elisà zanakalahin’i Safata.
Malagasy Bible 1865
Dia hoy izy: Hataon'Andriamanitra amiko anie izany, eny, mihoatra noho izany aza, raha tsy hotapahina anio ny lohan'i Elisa, zanak'i Safata.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy izy: Hataon’Andriamanitra amiko anie izany, eny, mihoatra noho izany aza, raha tsy hotapahina anio ny lohan’i Elisa, zanak’i Safata!
malagasy
Dia hoy izy: Hataon'Andriamanitra amiko anie izany, eny, mihoatra noho izany aza, raha tsy hotapahina anio ny lohan'i Elisa, zanak'i Safata.