2 Kings 6:7 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hoy izy: Raiso! Dia narosony ny tanany ka noraisiny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary hoy izy: «Raisonao izy.» Dia natsotrany ny tanany ka noraisiny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary hoy i Elisà: –Alaovy amin’izao. Dia natsotrany ny tanany mba hangalany azy.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy izy: Indro, raisonao izy. Dia narosony ny tànany, ka noraisiny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hoy izy: Raiso! Dia narosony ny tanany ka noraisiny.
malagasy
Ary hoy izy: Indro, raisonao izy. Dia narosony ny tànany, ka noraisiny.