2 Kings 6:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ny mpanjakan’i Arama dia niady tamin’ny Israely ka nidinika niaraka tamin’ny mpanompony izy ary niteny hoe: Any Ananona no hitobiako.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Niady tamin’i Israely ny mpanjakan’i Siria. Nivory nidinika tamin’ny mpanompony izy ka niteny hoe: «Any Ananona sy Ananona no hitobiako.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fony niady tamin’i Israely ny mpanjakan’i Siria ka nila hevitra tamin’ny manamboninahiny, dia nilaza izay toerana tiany hitobian’ny tafiny.
Malagasy Bible 1865
Ary ny mpanjakan'i Syria niady tamin'ny Isiraely ka nilaza tamin'ny mpanompony hoe: Any Anonana no hitobiako.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ny mpanjakan’i Arama dia niady tamin’ny Israely ka nidinika niaraka tamin’ny mpanompony izy ary niteny hoe: Any Ananona no hitobiako.
malagasy
[Ny nataon'i Elisa hamonjena ny Isiraely tamin'izy niadian'ny Syriana] Ary ny mpanjakan'i Syria niady tamin'ny Isiraely ka nilaza tamin'ny mpanompony hoe: Any Anonana no hitobiako.