2 Kings 6:9 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ny lehilahin’Andriamanitra kosa nandefa iraka tany amin’ny mpanjakan’ny Israely hilaza hoe: Tandremo fandrao mankany Ananona ianao; fa any no hidinan’ny Arameana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa naniraka hilaza amin’ny mpanjakan’i Israely ny olon’Andriamanitra hoe: «Tandremo fandrao mandalo any Ananona ianao, fa midina any ny Sirianina.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa i Elisà olon’Andriamanitra kosa naniraka olona nankany amin’ny mpanjakan’i Israely nanao hoe: –Tandremo fandrao mandalo amin’izany toerana izany fa any no misy ny tafika sirianina.
Malagasy Bible 1865
Ary ilay lehilahin'Andriamanitra kosa naniraka tany amin'ny mpanjakan'ny Isiraely nanao hoe: Tandremo fandrao mankany Ananona ianao; fa any no hidinan'ny Syriana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ny lehilahin’Andriamanitra kosa nandefa iraka tany amin’ny mpanjakan’ny Israely hilaza hoe: Tandremo fandrao mankany Ananona ianao; fa any no hidinan’ny Arameana.
malagasy
Ary ilay lehilahin'Andriamanitra kosa naniraka tany amin'ny mpanjakan'ny Isiraely nanao hoe: Tandremo fandrao mankany Ananona ianao; fa any no hidinan'ny Syriana.