2 Kings 7:11 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia niantso ny mpiambina ny vavahady izy, ary ireo kosa dia nilaza izany tao an-tranon’ny mpanjaka.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Rafitra nihoby ny mpiambim-bavahady, sady nitondra ny vaovao tany anatin’ny tranon’ny mpanjaka.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia niantso olona ny mpiambina hampita izany hafatra izany any an-dapan’ny mpanjaka.
Malagasy Bible 1865
Ary niantso ny mpiambina ny vavahady izy, ary ireo kosa nilaza izany tao an-tranon'ny mpanjaka.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia niantso ny mpiambina ny vavahady izy, ary ireo kosa dia nilaza izany tao an-tranon’ny mpanjaka.
malagasy
Ary niantso ny mpiambina ny vavahady izy, ary ireo kosa nilaza izany tao an-tranon'ny mpanjaka.