2 Kings 7:20 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Toy izany no nanjo azy, fa ny olona dia nanitsakitsaka azy teo am-bavahady ka maty izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia tanteraka taminy izany, fa voahosihosin’ny tongotry ny vahoaka tao am-bavahady izy, ka maty.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia tanteraka tamin’ilay dekà tokoa izany, fa voahosin’ny olona niantsena teo am-bavahadin’ny tanàna izy ka maty.
Malagasy Bible 1865
Ary dia toy izany no nanjo azy, fa ny olona nanitsaka azy teo am-bavahady, ka dia maty izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Toy izany no nanjo azy, fa ny olona dia nanitsakitsaka azy teo am-bavahady ka maty izy.
malagasy
Ary dia toy izany no nanjo azy, fa ny olona nanitsaka azy teo am-bavahady, ka dia maty izy.