2 Kings 7:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nisy boka efa-dahy teo anoloan’ny vavahady nifampiresaka hoe: Ahoana no ipetrahantsika foana eto miandry izay hahafatesantsika?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Teo anoloan’ny vavahady nisy boka efa-dahy nifampilaza hoe: «Ahoana moa izao no ijanonantsika eto mandra-pahafatintsika?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nisy marary hoditra efa-dahy teo ivelan’ny tanàna, akaikin’ny vavahady, ka nifampiresaka hoe: –Inona no ijanonantsika hiandry fahafatesana eto?
Malagasy Bible 1865
Ary nisy boka efa-dahy teo anoloan'ny vavahady nifampiresaka hoe: Ahoana no ipetrahantsika foana eto mandra-pahafatintsika?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nisy boka efa-dahy teo anoloan’ny vavahady nifampiresaka hoe: Ahoana no ipetrahantsika foana eto miandry izay hahafatesantsika?
malagasy
Ary nisy boka efa-dahy teo anoloan'ny vavahady nifampiresaka hoe: Ahoana no ipetrahantsika foana eto mandra-pahafatintsika?