2 Kings 7:5 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia niainga izy rehefa takariva hankany amin’ny tobin’ny Arameana; nony tonga teny an-tsisin’ny toby izy dia indro, tsy nisy olona akory tao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia niainga izy nony takariva, nankany an-tobin’ny Sirianina; ka tonga teo amin’ny fidiran’ny tobin’ny Sirianina izy, ka indro fa tsy nisy olona teo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nankany amin’ny tobin’ny Sirianina izy efa-dahy, rehefa hariva ny andro; ary namakivaky azy hatrany amin’ny sisiny farany indrindra ireo, fa tsy nisy olona akory teo.
Malagasy Bible 1865
Dia niainga izy rehefa takariva hankany amin'ny tobin'ny Syriana; ary nony tonga teny an-tsisin'ny toby izy, indro, tsy nisy olona akory tao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia niainga izy rehefa takariva hankany amin’ny tobin’ny Arameana; nony tonga teny an-tsisin’ny toby izy dia indro, tsy nisy olona akory tao.
malagasy
Dia niainga izy rehefa takariva hankany amin'ny tobin'ny Syriana; ary nony tonga teny an-tsisin'ny toby izy, indro, tsy nisy olona akory tao.