2 Kings 8:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy i Elisa taminy: Mandehana ka lazao aminy hoe: Eny, ho sitrana tokoa ianao! Kanefa NY TOMPO naneho ahy fa tena ho faty izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary hoy i Elisea taminy: «Mandehana, lazao azy hoe: Ho velona marina tokoa ianao. Nefa nasehon’i Iaveh amiko fa ho faty mihitsy izy.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ka hoy ny navalin’i Elisà: –Mandehana lazao izy fa ho sitrana marina tokoa! Kanefa ny TOMPO efa nanambara tamiko fa ho faty izy.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Elisa taminy: Mandehana, ka lazao aminy hoe: Eny, ho sitrana tokoa ianao. Kanefa Jehovah efa naneho ahy fa ho faty tokoa izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy i Elisa taminy: Mandehana ka lazao aminy hoe: Eny, ho sitrana tokoa ianao! Kanefa NY TOMPO naneho ahy fa tena ho faty izy.
malagasy
Ary hoy Elisa taminy: Mandehana, ka lazao aminy hoe: Eny, ho sitrana tokoa ianao. Kanefa Jehovah efa naneho ahy fa ho faty tokoa izy.[Na: (Tsy ho sitrana ianao; fa)]