2 Kings 8:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nibanjina azy ela ny lehilahin’Andriamanitra, ary farany dia nitomany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nibanjina an’i Hazaela ity olon’Andriamanitra, ka nohandrininy teo io, hany ka nahamenatra azy; dia nitomany ny olon’Andriamanitra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nifantoka fijery sy ankona endrika ilay olon’Andriamanitra; avy eo izy vao nitomany.
Malagasy Bible 1865
Ary nibanjina azy mandra-pikaodikaodiny izy; ary dia nitomany ny lehilahin'Andriamanitra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nibanjina azy ela ny lehilahin’Andriamanitra, ary farany dia nitomany.
malagasy
Ary nibanjina azy mandra-pikaodikaodiny izy; ary dia nitomany ny lehilahin'Andriamanitra.