2 Kings 8:13 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa hoy i Hazaela: Zinona moa ny mpanomponao, dia ity alika ity, no dia hahavita izany zavatra lehibe izany? Fa hoy i Elisa: Efa nasehon’NY TOMPO tamiko fa indro, ianao no ho mpanjakan’i Arama.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa hoy i Hazaela: «Zinona moa ny mpanomponao, izay alika foana ity, no dia hahavita zava-dehibe toy izany?» ary namaly i Elisea: «Efa nasehon’i Iaveh tamiko fa ho mpanjakan’i Siria ianao.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hoy i Hazaela: –Fa zinona moa ity tenako tsy manam-pahefana sady bitika ity no dia hahavita zavatra toy izany? Ary i Elisà namaly hoe: –Efa nambaran’ny TOMPO tamiko fa ho mpanjakan’i Siria ianao.
Malagasy Bible 1865
Fa hoy Hazaela: Fa zinona moa ny mpanomponao, dia ity alika ity, no dia hahavita izany zavatra lehibe izany? Fa Elisa namaly hoe: Efa nasehon'i Jehovah tamiko fa, indro, ianao ho mpanjakan'i Syria.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa hoy i Hazaela: Zinona moa ny mpanomponao, dia ity alika ity, no dia hahavita izany zavatra lehibe izany? Fa hoy i Elisa: Efa nasehon’NY TOMPO tamiko fa indro, ianao no ho mpanjakan’i Arama.
malagasy
Fa hoy Hazaela: Fa zinona moa ny mpanomponao, dia ity alika ity, no dia hahavita izany zavatra lehibe izany? Fa Elisa namaly hoe: Efa nasehon'i Jehovah tamiko fa, indro, ianao ho mpanjakan'i Syria.