2 Kings 8:17 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Roa amby telopolo taona izy raha nanomboka nanjaka, ary valo taona no nanjakany tany Jerosalema.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Efa 32 taona izy fony tonga mpanjaka, ary valo taona no nanjakany tao Jerosalema.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ary naharitra valo taona no nanjakany tao Jerosalema.
Malagasy Bible 1865
Roa amby telo-polo taona izy, fony vao nanjaka, ary valo taona no nanjakany tany Jerosalema.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Roa amby telopolo taona izy raha nanomboka nanjaka, ary valo taona no nanjakany tany Jerosalema.
malagasy
Roa amby telo-polo taona izy, fony vao nanjaka, ary valo taona no nanjakany tany Jerosalema.