2 Kings 8:18 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nandeha tamin’ny lalan’ny mpanjakan’ny Israely izy, dia tahaka ny nataon’ny taranak’i Ahaba, fa ny zanakavavin’i Ahaba no vadiny; eny, nanao izay ratsy teo imason’NY TOMPO izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nandeha tamin’ny lalan’ny mpanjakan’i Israely izy tahaka ny nataon’ny taranak’i Akaba, fa zanakavavin’i Akaba no vadiny, ka nanao ratsy eo imason’i Iaveh izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny toetran’ireo mpanjakan’i Israely no narahiny, dia tahaka ny fanaon’ny taranak’i Ahaba, satria nanambady ny zanakavavin’i Ahaba izy ka nanao izay ratsy eo imason’ny TOMPO.
Malagasy Bible 1865
Ary nandeha tamin'ny lalan'ny mpanjakan'ny Isiraely izy, dia tahaka ny nataon'ny taranak'i Ahaba, fa ny zanakavavin'i Ahaba no vadiny, eny, nanao izay ratsy eo imason'i Jehovah izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nandeha tamin’ny lalan’ny mpanjakan’ny Israely izy, dia tahaka ny nataon’ny taranak’i Ahaba, fa ny zanakavavin’i Ahaba no vadiny; eny, nanao izay ratsy teo imason’NY TOMPO izy.
malagasy
Ary nandeha tamin'ny lalan'ny mpanjakan'ny Isiraely izy, dia tahaka ny nataon'ny taranak'i Ahaba, fa ny zanakavavin'i Ahaba no vadiny, eny, nanao izay ratsy eo imason'i Jehovah izy.